Afaka mifaninana amin’andriamatoa Marc Ravalomanana daholo ny olona rehetra raha hilatsaka ho ben’ny tanànan’Antananarivo izy,
tsy arahin’asa mba hivadika ho zavatra sy vokatra mivaingana
Manamafy ny Fanjakana ankehitriny, fa manodidina ny 6 tapitrisa taonina ny voka-bary kendrena amin’ity taona
Efa any amin’ny fiatrehana ny fifidianana ben’ny tanàna indray no hifantohan’ny antoko sy ny mpanao politika
Tsy mety afa-bela ary isan’ny mizaka ny mafy indrindra amin’ny fahatapahan-jiro lava sy lavareny ny ao Mahajanga.
Tena nanamarika ny governemanta vaovao ny fisian’ny tena miralenta voalohany ho an’ny governemanta teto Madagasikara,
Tanteraka soamantsara ny Fihaonamben'ny Sampana Tanora Kristiana na STK eo anivon'ny Fiangonana'i Jesoa
Zava-dehibe ny fahaizana misafidy ny lalam-piofanana aorian’ny fahazoana ny mari-pahaizana Bakalorea,
Ny olan’ny fahefa-mividin’ny vahoaka malagasy izay mahatonga ny firenena ho latsaka an-katerena amin’izao
Hanala ny olan’ny mpamokatra sy ny mpandraharaha ny milina ODOF fanamainana voankazo ao Ambilobe.
Tanterahina eny amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina nanomboka omaly Alatsinainy 26 Aogositra,
Marobe ireo tanora nahavita fianarana nefa tsy an’asa ao Toliara ao. Mahatratra 80% any ho any izy
Nihena 4% ny tahan’ireo zaza madinika lasibatry ny aretina tazomoka any amin’ny distrikan’i Miandrivazo,
Hita amin’ny firafitry ny governemanta ny miralenta, hoy ny antoko politika Fiombonana.
Voasambotry ny borigadin’ny zandarimariam-pirenena ao Foulpointe ilay madama mpisoloky fantatry ny maro
Tena ratsy ny toetr’andro ao Toamasina nanomboka ny faran’ny herinandro teo vokatry ny fisian’ny