Vao tamin’ny Sabotsy 19 Oktobra lasa teo no nanomboka nirotsaka ny ranon’orana teto amintsika
moa amin’izao fotoana izao ireo kandida ho ben’ny tanàna sy ny mpiaradia aminy.
Misy zavatra mampalahelo niseho eny anivon'ireny faritra anaovanay asa ireny, hoy i Tahina Razafinjoelina.
Herinandro aty aorian’ny nanombohan’ny fanadiovana lakan-drano amin’ny alalan’ilay tetikasa Asa Maharitra
mbola hoentina amin’ny politika mirefarefa hatrany ve sa mba tokony hivoatra amin’izay ?
Sakana indrindra amin’ny resaka toekarena ny resaka herinaratra, hoy ny mpandinika raharaham-pirenena, Dany Rakotoson.
Tsy ho tratra ny fitomboana ara-toekerana na « taux de croissance » 4,5% novinavinaina ho an'ny 2024
Tsy ampy intsony ny angovo hahazoana herinaratra eto amintsika, indrindra amin’izao fidirana
Efa sady lafo be no tsy mahafa-po amin’izao fotoana izao ny saran’ny fifandraisan-davitra eto Madagasikara.
Voasambotry ny sampana fikarohana heloka bevava eo anivon'ny zandarimariam-pirenenana ireo olona 24
Niteraka voka-dratsy ho an’ireo mponina teny Mandroseza ilay hetsika nentin’ireo mpianatra avy eny Ankatso
Voatery mampiasa solona herinaratra na «groupe électrogène», «groupe» hoy ny filazan’ny olona mahazatra azy,
Araka ny hita tao amin'ny tranokala manokana ny Masoivoho Indonesia eto Madagasikara " Banglele Indonesia "
Tena sarotra ny fiainana. Tsy misy izay tsy mikolay amin’izany ny ankamaroan’ny tokantrano Malagasy,
Aretina efa raiki-tapisaka na «endémique», izany hoe, misy foana eto Madagasikara ny bilarziozy,
Tsy misy asa mora no sady tsy misy asa ratsy rehefa hahafahana mivelona.
Ny federasionina malagasin’ny baolina kitra na FMF moa io nangina tanteraka taorian’ny tsy fahombiazan’ny ekipam-pirenena