Miverina tanteraka amin’ny heriny amin’izao fotoana izao ny fahatapahan-jiro miverimberina sy ny fahatapahana
Niarahana nahita sy niaina ny zava-misy, indrindra ho an’ireo olom-pirenena tena nandray anjara mivantana.
Tsy ampy ny miteny fotsiny sy mimenomenona fa tsy maintsy arahana taratasy sy porofo ny filazana
Ny faritra Afrika atsimon’i Sahara mitazona ny 2/3n’ny fahantrana mahery eran-tany. Firenena 9 amin’ny 9 no
Feno hipoka ny hotely ao Andasibe, hoy ny filohan’ny antoko politika RCR, Laza Razafiarison.
Tsy hanaiky ho diso sy tsy mba hiaiky ny tsy fahombiazany mihitsy ny Filoha ankehitriny Andry Rajoelina.
Tsy mora ny mikarakara olombelona satria samy manana ny toe-tsainy ny olona rehetra
Araka ny vokatra vonjimaika izay navoakan'ny CENI ny alahady hariva dia mandresy ary mitarika amin'ny Salanisa 46,44 %
Araka ny vokatra navoakan’ny birao mahaleo tena misahana ny fifidianana na ny CENI
6 lahy voasambotra noho ny raharaha famonoana raim-pianakaviana mpanarivo manana omby tamin'ny fomba feno habibiana tao Andavaravina CU Analalava.
Raha ny tokony ho izy dia omaly no niakatra teny amin'ny fampanoavana ireo olona tratra tamin'ilay
Hampahafantarina ny taranaka faramandimby ny toeran'ny Vakodrazana Malagasy sy lanjany.
Mirongatra ny asa fanendahana amin'ny alina amin'izao ankatoky ny fankalazana ny
Tsy misy fandriampahalemana fa manjaka ny tontakely ao amin’ny kaominin’Ambanivohitr’Ambaliha,
Efa tamin’ny taona 1975 no nitondra sy nahazo ny firaisam-pokontany ary lasa kaominina taty aoriana