sasany eto amintsika. Ankoatra ny fanariana mpandeha an-dalana sy ny fiavonavonana mantsy dia lasa kilalaon’izy ireny ihany koa ny mifanenjika eny am-pandehanana amin’izao izay tsy hasiany olana akory na dia handratrana sy hamoizana ain’olona aza.๐๐ฒ๐ต๐ถ๐น๐ฎ๐ต๐ ๐ถ๐ฟ๐ฎ๐ ๐บ๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ผ๐น๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ฎ๐ฟ๐ฎ-๐ฏ๐ฎ๐๐ฎ๐ป๐ฎ, ๐๐๐ ๐ฎ๐ณ๐ฎka ๐บ๐ฎ๐ป๐ฑ๐ฒ๐ต๐ฎ intsony ๐ณ๐ฎ ๐บ๐ถ๐ฝ๐ฒ๐๐ฟ๐ฎ๐ธ๐ฎ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ป'๐ป๐ ๐๐ฒ๐๐ฎ ๐ฎ๐๐ผ๐๐ถ-๐๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ป๐ผ vaky loha sy tapa-tanana ๐ฟ๐ฒ๐ต๐ฒ๐ณ๐ฎ nodomin’ny taxibe ao amin’ny zotra 180, afak’omaly maraina teny Alarobia Ivandry. Raha araka ny loharanom-baovao azo dia ๐ป๐ถ๐ณ๐ฎ๐ป๐ฒ๐ป๐ท๐ถ๐ธ๐ฎ ๐๐ฎ๐บ๐ถ๐ป๐ฎ taxibe ao amin’ny zotra 180 hafa io taxibe nandratra olona io . Tafiditra tao ambanin'io fiara io mihitsy ilay lehilahy manana fahasembanana sy ilay seza atosi-tanana notaingenany. Avy hatrany dia nalefa teny amin’ny hopitaly moa ity farany ary fantatra fa efa mba mihatsara ny fahasalamany. Fiara roa hafa koa moa no nodomin’io taxibe io nandritra izany ary efa saika nandona Polisy teny Tsarasaotra izy talohan'ireo tranga karazany roa nampalahelo ireo. Andrasana ny fandraisana andraikitra hataon’ny tompon’andraikitra mikasika ilay mpamily. Raha mitohy mantsy ny tranga tahaka izao dia olona maro mihitsy no ahiana mety haratra sy hamoy ny ainy.
Nangonin’i Pati
Legende : Ity ilay taxibe nandratra olona sy nandona fiara hafa !
Noraisina ny alinโny sabotsy teo ilay fiaramanidina ATR 72-500 hampiasainโny Madagascar Airlines,
Maro ireo hetsika samihafa eto an-drenivohitra mandritra izao fankalazana ny fetinโny Noely