airtel

kolontsaina

22-août-2024

Njila, Bodo, Mahery, Kiaka

Efa mivoaka ny tapakilan’ireo seho roa

Sample post image

Efa mivoaka ankehitriny ny tapakila amin’ireo seho miavaka in-droa miantaona etsy amin’ny Pho resto Ivato

22-août-2024

ny 30 aogositra izao sy etsy amin’ny Aire du By Pass ny 1 septambra 2024 izao, raha ny fampitam-baovaon’ireo mpikarakara ireto seho ireto omaly. Ao amin'ny foibe Top Radio Soanierana no hanjifanao izany, hoy ny fanazavana ka 45.000 Ariary no hahafaha-mamandrika ny toerana ho an’ny seho ataon'i Njila sy Bodo ary Mahery eny amin’ny Aire du Bypass ny 1 septambra amin’ny 3 ora tolakandro. Ny tsotra kosa dia eny amin'ny Pho Resto Ampasamadinika, Top radio Soanierana ampitan'ny Peter Motor sy «enceinte» Toyota Rasseta, «immeuble» Vidy Varotra. Ny seho amin’ny 30 aogositra izao moa dia iarahana amin’ny tarika Kiaka, raha ny fampitam-baovao sy fampahatsiahivana natao hatrany.
J. Mirija

 

Dans la même rubrique